1 Chronicles 7:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny isany araka ny tetiarana, dia ireo loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana araka ny taranany avy, ho lohan’ny fokom-pianakaviany, lehilahy mahery, 20.200 no isany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
zanakalahin’i Bekera ireo rehetra ireo, samy lohan’ny fianakaviany avy, samy lehilahy mahery, ary dia 20 200 no isan’ny taranany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny isany araka ny firazanany amin'ny fireneny, izay samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny isany araka ny tetiarana, dia ireo loham-pianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.
malagasy
Ary ny isany araka ny firazanany amin'ny fireneny, izay samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.