1 Chronicles 8:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo,
Malagasy Bible 1865
Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo,
malagasy
[Ny amin'ny taranak'i Benjamina sy ny firazanan'i Saoly] Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,