1 Chronicles 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy i Misama ary i Semera, izay nanorina an’i Ono sy i Loda sy ny vohitra miankina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy i Misama ary i Semera, izay nanorina an’i Ono sy i Loda sy ny vohitra miankina aminy.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;