1 Chronicles 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Beria sy i Sema, izay loham-pianakavian’ny mponina tao Aialona dia nandroaka ny mponina tao Gata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Barià sy i Samà, lohan’ny fianakaviana nonina tao Aialôna no nampandositra ny mponina tao Geta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Berihà sy i Elpahaly ary i Sema, izay samy loham-pianakavian’ny mponina tao Aialôna, dia nandroaka ny mponina tao Gata.
Malagasy Bible 1865
Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Beria sy i Sema, izay loham-pianakavian’ny mponina tao Aialona dia nandroaka ny mponina tao Gata.
malagasy
Beria koa sy Sema, izay lohan'ny fianakavian'ny mponina ao Aialona sady nandroaka ny mponina tao Gata;