1 Chronicles 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no loham-pianakaviany, samy loholona araka ny firazanany. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo rehetra ireo dia samy loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy ary nonina tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no loham-pianakaviany, samy loholona araka ny firazanany. Ireo no nonina tany Jerosalema.
malagasy
Ireo no lohan'ny fianakaviany araka ny firazanany, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.