1 Chronicles 8:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao Gibeona no nonenan’ny rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao Gabaôna no nonina ny rain’i Gabaôna, ary Maakà no anaran’ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Gibehôna no nonina i Jihiela, ilay mpanorina io tanàna io; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mahekà.
Malagasy Bible 1865
Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao Gibeona no nonenan’ny rain’i Gibeona, ary ny anaran’ny vadiny dia Maka.
malagasy
Ary tao Gibeona no nonenan'ny razamben'ny an'i Gibeona, ary ny anaran'ny vadiny dia Imaka,