1 Chronicles 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Miklota no niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-monina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema, dia ireo nifanandrify fonenana taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Makelôta niteraka an’i Samaà. Nonina tao akaikin’ny rahalahiny koa ireo tao Jerosalema, niaraka tamin’ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Miklôta no ray niteraka an’i Simeama: izy mianaka ireto dia niara-monina tamin’ny mpiray foko namany tany Jerosalema, ka nifanandrify fonenana taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Miklota no niteraka an’i Simea. Ireo koa dia niara-monina tamin’ny rahalahiny tany Jerosalema, dia ireo nifanandrify fonenana taminy.
malagasy
Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.