1 Chronicles 8:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; zanakalahin’i Atsela avokoa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Azela.
malagasy
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy, ka izao no anarany: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Azela.