1 Chronicles 8:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Eseka rahalahiny: i Olama lahimatoany, i Jehosa faharoa, ary i Elifaleta fahatelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy.Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.