1 Chronicles 8:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dimampolo amby zato no isany. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia 150. Ireo rehetra ireo dia taranak’i Benjamina avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sy mpandefa zana-tsipîka, sady nanan-janakalahy aman-jafy maro miisa 150. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamîna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dimampolo amby zato no isany. Ireo rehetra ireo no taranak’i Benjamina.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.