1 Chronicles 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no zanakalahin’i Ehoda, izay loham-pianakavian’ny mponina any Geba, izay noentina ho babo tany Manahata:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no zanaka lahin’i Ahoda: lohan’ny fianakaviana nonina tao Gabaà izy ireo, ary nafindrany tany Manahata:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto kosa ny zanakalahin’i Ehoda: i Nahamàna sy i Ahià ary i Gerà (ity Gerà ity dia niteraka an-dry i Hozà sy i Ahihoda). Loham-pianakavian’ireo mponina tao Geba izy telo mirahalahy ary nampifindra monina azy tany Manahata; i Gerà mihitsy no nitarika izany fifindra-monina izany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no zanakalahin’i Ehoda, izay loham-pianakavian’ny mponina any Geba, izay noentina ho babo tany Manahata:
malagasy
Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,