1 Chronicles 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalaina isa araka ny firazanany avy ny Israely rehetra; ary indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely izany. Ny Joda dia noentina ho babo tany Babilona noho ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasoratra amin’ny tetiaram-pirazanana avokoa izany i Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin’ny bokim-panjakan’i Israely; ary nenti-ko babo tany Babilôna i Jodà, noho ny fahotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia vita isa, araka ny firazanany avy, ny Israelita rehetra; ary indro efa voasoratra ao amin’ny boky firaketan’ny mpanjakan’i Israely izany. Ny olona tao Joda dia nentina ho babo tany Babilôna, noho ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalaina isa araka ny firazanany avy ny Israely rehetra; ary indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely izany. Ny Joda dia noentina ho babo tany Babilona noho ny fahotany.
malagasy
[Ny amin'ny mponina tany Jerosalema talohan'ny namaboana azy] Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany.