1 Chronicles 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Obadia, zanak’i Semaia, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona ary i Berekia, zanak’i Asa, zanak’i Elkana, izay nonina tamin’ny vohitry ny Netofatita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Obadià zanak’i Semeià zanak’i Galala zanak’Iditona; i Barakià zanak’i Asà zanak’i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan’ny Netôfatianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hôbadià, zanakalahin’i Semahià sy zafin’i Galala ary zafiafin’i Jedotòna; i Berekià, zanakalahin’i Asà sy zafin’i Elkanà, izay nonina tao amin’ireo tanànan’ny Netôfatita.
Malagasy Bible 1865
ary Obadia, zanak'i Semaia, zanak'i Galala, zanak'i Jedotona, ary Berekia, zanak'i Asa, zanak'i Elkana, izay nonina tamin'ny vohitry ny Netotatita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Obadia, zanak’i Semaia, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona ary i Berekia, zanak’i Asa, zanak’i Elkana, izay nonina tamin’ny vohitry ny Netofatita.
malagasy
ary Obadia, zanak'i Semaia, zanak'i Galala, zanak'i Jedotona, ary Berekia, zanak'i Asa, zanak'i Elkana, izay nonina tamin'ny vohitry ny Netotatita.