1 Chronicles 9:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiandry varavarana dia i Saloma, i Akoba, i Talmona, i Ahimana ary ny rahalahiny, fa i Saloma no lohany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpiandry varavarana: i Seloma, i Akoba, i Telmôna, i Ahimàna, mbamin’ny rahalahin’ireo; i Seloma no lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiandry vavahady dia ry i Saloma sy i Hakoba ary i Talmôna sy i Ahimàna mbamin’ireo namany; ka i Saloma no filohany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiandry varavarana dia i Saloma, i Akoba, i Talmona, i Ahimana ary ny rahalahiny, fa i Saloma no lohany;
malagasy
Ary ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Akoba sy Talmona sy Ahimana ary ny rahalahiny; fa Saloma no lohany;