1 Chronicles 9:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ambaraka ankehitriny dia ao amin’ny vavahadin’ny mpanjaka ao atsinanana izy. Ireo no mpiandry varavarana tamin’ny tobin’ny taranak’i Levy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mbola ao am-bavahadin’ny mpanjaka, eo atsinanana izy mandrak’androany. Ireo no mpiandry varavarana tamin’ny tobin’ny taranak’i Levì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no mpiandry vavahady tamin’ny tobin’ny levîta; ary ny taranany, mandraka izao, no eo amin’ny vavahadin’ny mpanjaka, dia ny vavahady atsinanana.
Malagasy Bible 1865
ambaraka ankehitriny dia ao amin'ny vavahadin'ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin'ny tobin'ny taranak'i Levy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ambaraka ankehitriny dia ao amin’ny vavahadin’ny mpanjaka ao atsinanana izy. Ireo no mpiandry varavarana tamin’ny tobin’ny taranak’i Levy.
malagasy
ambaraka ankehitriny dia ao amin'ny vavahadin'ny mpanjaka atsinanana izy; ireo no mpiandry varavarana tamin'ny tobin'ny taranak'i Levy.