1 Chronicles 9:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mponina voalohany tamin’ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Israelita sy ny mpisorona ary ny levita sy ny Netinima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mponina voalohany, nonina tamin’ny taniny, tamin’ny tanànany, dia ny Israelita, ny Mpisorona, ny Levita, ary ny Natineanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo tafaverina voalohany teo amin’ny taniny sy teo amin’ny tanànany aloha dia sarambabem-bahoaka israelita, vao ny mpisorona sy ny levita ary ny mpanampy azy ireo tao an- tempoly.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mponina taloha tamin'ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mponina voalohany tamin’ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Israelita sy ny mpisorona ary ny levita* sy ny Netinima.
malagasy
Ary ny mponina taloha tamin'ny taniny sy ny tanànany avy dia ny Isiraely sy ny mpisorona sy ny Levita ary ny Netinima.