1 Chronicles 9:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Finehasa, zanak’i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary NY TOMPO nomba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Finea zanak’i Eleazara, no mpanapaka azy ireo taloha, ary nomban’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taloha i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara, no mpanapaka ireo; ary nomba an’i Pinehasa ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Finehasa, zanak'i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Finehasa, zanak’i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary NY TOMPO nomba azy.
malagasy
Ary Finehasa, zanak'i Eleazara, no mpanapaka ireo taloha, ary Jehovah nomba azy.