1 Chronicles 9:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Zakaria, zanak’i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ny tranolay fihaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Zakaria, zanak’i Mosolamia, no mpiandry ny varavaran’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Zakarià, zanakalahin’i Meselemià, dia isan’ireo mpiandry ilay varavaran’ny Tranolay fihaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary Zakaria, zanak'i Meselemia, no mpiandry ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Zakaria, zanak’i Meselemia, no mpiandry ny varavaran’ny tranolay fihaonana*.
malagasy
Ary Zakaria, zanak'i Meselemia, no mpiandry ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.