1 Chronicles 9:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia ny tranolay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo sy ny taranany no tao amin’ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, ny tranon’ny tabernakla, mba hiandry azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka dia ireo sy ny taranany hatrany no teo amin’ny vavahadin’ny tranon’ny TOMPO sy teo akaikin’ny Tranolay fihaonana, mba hiambina azy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin'ny tranon'i Jehovah, dia ny trano-lay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin’ny tranon’NY TOMPO, dia ny tranolay.
malagasy
Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin'ny tranon'i Jehovah, dia ny trano-lay.