1 Chronicles 9:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’ny lafiny efatra no nitoeran’ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra teo amin’ny lafiny efatra ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana, ary avaratra sy atsimo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy efa-dahy filohan’ny mpiandry vavahady no nanankinana ny vavahady efatra, dia teo atsinanana sy andrefana ary teo avaratra sy atsimo;
Malagasy Bible 1865
Teo amin'ny lafiny efatra no nitoeran'ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’ny lafiny efatra no nitoeran’ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.
malagasy
Teo amin'ny lafiny efatra no nitoeran'ny mpiandry varavarana, dia teo atsinanana sy andrefana sy avaratra ary atsimo.