1 Chronicles 9:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rahalahiny izay nonina teo amin’ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rahalahin’izy ireo, izay nonina tany amin’ny vohiny, dia tsy maintsy mankeo aminy indraindray, ka maharitra herinandro eo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny havany mpiara-miasa aminy kosa dia nonina tany amin’ny tanànany avy ary nasaina ho tonga, isaky ny fotoanandrony, mba hiasa mandritra ny herinandro.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin'ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rahalahiny izay nonina teo amin’ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.
malagasy
Ary ny rahalahiny izay nonina teo amin'ny vohiny dia nasaina ho avy isan-kafitoana ho eo aminy.