1 Chronicles 9:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niasa tamin’ny fahatokiany ireo levita efa-dahy, lehiben’ny mpiandry varavarana, ireo; ary tonian’ireo efitrano sy ny efitrano fitahirizana ao amin’ny tranon’Andriamanitra koa izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy efa-dahy lohan’ny mpiandry varavarana, izay Levita, dia teo amin’ny raharahany hatrany, sady mbola nitandrina ny efitrano sy ny rakitra tao an-tranon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toetra mahatoky manko no nananan’ireo efa-dahy filohan’ny mpiandry vavahady ireo sady levita rahateo izy, ka niadidy ny efitrano fitahirizana mbamin’ny rakitry ny tempoly;
Malagasy Bible 1865
Fa nanao tamin'ny fahamarinany ireo Levita efa-dahy, lohan'ny mpiandry varavarana, ireo, ary tonian'ny efi-trano fitehirizana sy ny rakitry ny tranon'Andriamanitra koa izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niasa tamin’ny fahatokiany ireo levita efa-dahy, lehiben’ny mpiandry varavarana, ireo; ary tonian’ireo efitrano sy ny efitrano fitahirizana ao amin’ny tranon’Andriamanitra koa izy ireo.
malagasy
Fa nanao tamin'ny fahamarinany ireo Levita efa-dahy, lohan'ny mpiandry varavarana, ireo, ary tonian'ny efi-trano fitehirizana sy ny rakitry ny tranon'Andriamanitra koa izy ireo.