1 Chronicles 9:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary eo amin’ny manodidina ny tranon’Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra teo amin’ny manodidina ny tranon’Andriamanitra izay nambenany izy, ka tsy maintsy tandremany ny hamohana azy isa-maraina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary teny amin’ny fonenana manodidina ny tempoly no nandriany, satria adidiny koa ny fiambenana azy sy ny famohana azy isa-maraina.
Malagasy Bible 1865
Ary manodidina ny tranon'Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary eo amin’ny manodidina ny tranon’Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.
malagasy
Ary manodidina ny tranon'Andriamanitra no nandriany; fa izy ireo no mpiambina azy sady adidiny ny famohana ny trano isa-maraina.