1 Chronicles 9:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany Jerosalema no nonenan’ny sasany avy amin’ny taranak’i Joda, ny sasany avy amin’ny taranak’i Benjamina, ny sasany avy amin’ny taranak’i Efraima ary ny sasany avy amin’ny taranak’i Manase,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy nonina tao Jerosalema ny taranak’i Jodà, ny taranak’i Benjamina, ny taranak’i Efraima, sy i Manase,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Jerosalema no nonina ny sasany tamin’ny taranaky ry i Joda sy i Benjamîna ary i Efraîma sy i Manase.
Malagasy Bible 1865
Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany amin'ny taranak'i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany Jerosalema no nonenan’ny sasany avy amin’ny taranak’i Joda, ny sasany avy amin’ny taranak’i Benjamina, ny sasany avy amin’ny taranak’i Efraima ary ny sasany avy amin’ny taranak’i Manase,
malagasy
Ary tany Jerosalema no nonenan'ny sasany amin'ny taranak'i Joda sy Benjamina sy Efraima sy Manase: