1 Chronicles 9:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Matatia, iray tamin’ny levita, lahimatoan’i Saloma koraìta, no tonia maharitra amin’ny fanendasana ny mofo atao fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anankiray amin’ny Levita, dia i Matatiasa lahy matoan’i Seloma, i Kôreita, no tonian’ny mofomamy nendasina tamin’ny lapoaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Matitià, anankiray tamin’ny levita, dia lahimatoan’i Saloma izay taranak’i Kôra; noho ny toetra mahatoky nasehony, dia tonian’ny fanendasana mofomamy fanao fanatitra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Matatia, anankiray tamin'ny Levita, lahimatoan'i Saloma Koraita, no tonian'ny zavatra izay natao tamin'ny fanendasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Matatia, iray tamin’ny levita, lahimatoan’i Saloma koraìta, no tonia maharitra amin’ny fanendasana ny mofo atao fanatitra.
malagasy
Ary Matatia, anankiray tamin'ny Levita, lahimatoan'i Saloma Koraita, no tonian'ny zavatra izay natao tamin'ny fanendasana.