1 Chronicles 9:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny rahalahiny sasany, amin’ny taranak’i Kaata, no niadidy ny fanamboarana ho amin’ny isan-tsabata, ny mofo alahatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Benaià, taranak’i Kehata sady anankiray tamin’ireo levita, no tonian’ny mofo apetraka eo anatrehan’Andriamanitra ka namboatra azy isan- tsabata.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany tamin’ny rahalahiny, tamin’ny taranaky ny Kehatita, no tonian’ny mofo atao fanatitra ka mamboatra azy isan-tSabata.
malagasy
Ary ny sasany tamin'ny rahalahiny, tamin'ny taranaky ny Kehatita, no tonian'ny mofo aseho hamboatra azy isan-tSabata.