1 Chronicles 9:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo dia lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no lohan’ny fianakavian’ny Levita, filohany araka ny taranany, ary nonina tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo àry no loham-pianakaviana teo amin’ny levita, dia loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy, ary nonina tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ireo dia lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo dia lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.
malagasy
Ireo dia lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema.