1 Chronicles 9:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Abdôna no zanany lahy matoa, dia i Sora, i Kisa, i Baala, i Nera, i Nadaba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Habdôna no zanany lahimatoa, dia i Tsoro sy i Kisy, i Bahala sy i Nera, i Nadaba
Malagasy Bible 1865
ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanany lahimatoa dia i Abdona, nanaraka azy i Zora, i Kisy, i Baala, i Nera, i Nadaba,
malagasy
ary ny zanany lahimatoa dia Abdona, dia Zora, dia Kisy, dia Bala, dia Nera, dia Nadaba,