1 Chronicles 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia i Otahy, zanak’i Amihoda, zanak’i Omry, zanak’Imry, zanak’i Bany, avy amin’ny taranak’i Fareza, zanak’i Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny taranak’i Faresa zanak’i Jodà: i Oteì zanak’i Amioda, zanak’i Amrỳ zanak’i Omraỳ zanak’i Bonì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Joda: avy tamin’ny terak’i Peretsa, dia i Hotahy zanakalahin’i Hamihoda sy zafin’i Homrỳ sy zafiafin’i Imrỳ ary zafin-dohalik’i Banỳ;
Malagasy Bible 1865
dia Otahy, zanak'i Amihoda, zanak'i Omry, zanak'Imry, zanak'i Bany, avy amin'ny taranak'i Fareza, zanak'i Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia i Otahy, zanak’i Amihoda, zanak’i Omry, zanak’Imry, zanak’i Bany, avy amin’ny taranak’i Fareza, zanak’i Joda.
malagasy
dia Otahy, zanak'i Amihoda, zanak'i Omry, zanak'Imry, zanak'i Bany, avy amin'ny taranak'i Fareza, zanak'i Joda.