1 Chronicles 9:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Moza no niteraka an’i Binea. I Refaia no zanakalahin’i Binea; i Elasa no zanakalahin’i Refaia, i Azela no zanakalahin’i Elasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Mosà niteraka an’i Banaà, i Rafaià zanany, i Elasà zanany, i Asela zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Refaià no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Refaià; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà.
Malagasy Bible 1865
ary Moza niteraka an'i Binea; ary Refaia no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Refaia, Azela no zanakalahin'i Elasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Moza no niteraka an’i Binea. I Refaia no zanakalahin’i Binea; i Elasa no zanakalahin’i Refaia, i Azela no zanakalahin’i Elasa.
malagasy
ary Moza niteraka an'i Binea; ary Refaia no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Refaia, Azela no zanakalahin'i Elasa.Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin'i Azela.