1 Chronicles 9:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao avy no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana; ireo no zanakalahin’i Azela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-janaka enin-dahy i Asela, ka ireto no anarany avy: Ezrikama, Bôkrao, Ismaela, Sarià, Obadià, ary Hanàna. Ireo no zanaka lahin’i Asela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanan-janaka enina mirahalahy i Atsela ka ireto avy no anarany: i Hazrikama (lahimatoany) sy i Jismahela, i Seharià sy i Hazarià ary i Hôbadià sy i Hanàna; ireo no zanakalahin’i Atsela.
Malagasy Bible 1865
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin'i Azela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana zanaka enina mirahalahy i Azela ka izao avy no anarany: I Azrikama, i Bokero, Ismaela, i Searia, i Obadia ary i Hanana; ireo no zanakalahin’i Azela.
malagasy
Ary Azela nanana zanaka enina mirahalahy ka izao no anarany avy: Azrikama sy Bokero sy Isimaela sy Searia sy Obadia ary Hanana; ireo no zanakalahin'i Azela.