1 Chronicles 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Zera dia i Jeoela sy ny rahalahiny, sivifolo sy eninjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tamin’ny taranak’i Zarà: i Jehoela sy ny rahalahiny, 690 izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy tamin’ny terak’i Zerà, dia i Jehiela. Ireo mbamin’ny havany rehetra dia nisy 690 tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Zera dia i Jeoela sy ny rahalahiny, sivifolo sy eninjato.
malagasy
Ary tamin'ny taranak'i Zera dia Jeoela sy ny rahalahiny, dia sivi-folo amby enin-jato.