1 Chronicles 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Benjamina dia i Salo, zanak’i Mesolama, zanak’i Hodavia, zanak’i Hasenoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tamin’ny taranak’i Benjamina: i Salò, zanak’i Mosolama zanak’i Odoià zanak’i Asàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Benjamina dia Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Hodavia, zanak'i Hasenoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Benjamina dia i Salo, zanak’i Mesolama, zanak’i Hodavia, zanak’i Hasenoa;
malagasy
Ary tamin'ny taranak'i Benjamina dia Salo, zanak'i Mesolama, zanak'i Hodavia, zanak'i Hasenoa,