1 Corinthians 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nambaran’ny avy amin’ny ankohonan’i Kloa tamiko mantsy ny mombamomba anareo, ry rahalahiko, fa misy fifampiandaniana eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko tamin-dry i Klôe anie ny aminareo e, fa hoe misy fifandirana ao aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy avy tamin’ny ankohonan’i Klôà manko efa nitatitra tamiko ny aminareo, fa hoe misy adiady eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa efa voalazan'ny avy amin'ny ankohonan'i Kloa tamiko ny amin'ny toetrareo, ry rahalahiko, fa misy fifampiandaniana eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nambaran’ny avy amin’ny ankohonan’i Kloa tamiko mantsy ny mombamomba anareo, ry rahalahiko, fa misy fifampiandaniana eo aminareo.
malagasy
Fa efa voalazan'ny avy amin'ny ankohonan'i Kloa tamiko ny amin'ny toetrareo, ry rahalahiko, fa misy fifampiandaniana eo aminareo.