1 Corinthians 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miteny izany aho satria misy aminareo milaza hoe: Izaho dia an’i Paoly, izaho dia an’i Apolosy, izaho dia an’i Kefasy, izaho dia an’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izany hoe, ny sasany aminareo manao hoe: «Izaho an’i Paoly, ny sasany kosa manao hoe: ‹Izaho an’i Apôlô, na izaho an’i Sefasy ›, na ‹izaho an’i Kristy!› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no tiako holazaina: Samy miteny izay teneninareo ianareo, ka ny anankiray manao hoe: «Izaho an’i Paoly»; ary hoy kosa ny anankiray: «Izaho an’i Apôlao»; misy kosa manao hoe: «Izaho an’i Petera »; ary hoy indray ny hafa: «Izaho an’i Kristy.»
Malagasy Bible 1865
Izao anefa no anaovako izany: Hianareo samy manao hoe: Izaho an'i Paoly, na: Izaho an'i Apolosy, na: Izaho an'i Kefasy, na: Izaho an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miteny izany aho satria misy aminareo milaza hoe: Izaho dia an’i Paoly, izaho dia an’i Apolosy, izaho dia an’i Kefasy, izaho dia an’i Kristy.
malagasy
Izao anefa no anaovako izany: Hianareo samy manao hoe: Izaho an'i Paoly, na: Izaho an'i Apolosy, na: Izaho an'i Kefasy, na: Izaho an'i Kristy.