1 Corinthians 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voazarazara va Kristy? I Paoly va no voahombo tamin’ny hazofijaliana hamonjy anareo, sa ho amin’ny anaran’i Paoly no nanaovana batisa anareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voazarazara va i Kristy? Ary i Paoly va no voafantsika tamin’ny Hazofijaliana ho anareo, sa tamin’ny anaran’i Paoly no natao Batemy ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heverinareo ve fa voazarazara i Kristy? I Paoly ve no voahombo teo amin’ny hazofijaliana ho famonjena anareo? Sa tamin’ny anaran’i Paoly no nanaovana batisa anareo?
Malagasy Bible 1865
Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin'ny hazo fijaliana hamonjy anareo, sa ho amin'ny anaran'i Paoly no nanaovam-batisa anareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voazarazara va Kristy? I Paoly va no voahombo tamin’ny hazofijaliana hamonjy anareo, sa ho amin’ny anaran’i Paoly no nanaovana batisa anareo?
malagasy
Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin'ny hazo fijaliana hamonjy anareo, sa ho amin'ny anaran'i Paoly no nanaovam-batisa anareo?