1 Corinthians 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo, afa-tsy i Krispo sy i Gaio,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaotra an’Andriamanitra aho, fa tsy nisy nataoko Batemy ianareo, afa-tsy i Krisposy sy i Kaiosy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaorako Andriamanitra fa tsy nisy nataoko batisa ianareo, afa-tsy i Krispo sy i Gaio.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo afa-tsy Krispo sy Gaio,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo, afa-tsy i Krispo sy i Gaio,
malagasy
Misaotra an'Andriamanitra aho fa tsy nisy nataoko batisa ianareo afa-tsy Krispo sy Gaio,