1 Corinthians 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin’ny anarako ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisy hahazo milaza fa natao Batemy tamin’ny anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka tsy afaka milaza ianareo fa vita batisa tamin’ny anarako.
Malagasy Bible 1865
fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin'ny anarako ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin’ny anarako ianareo.
malagasy
fandrao misy milaza fa efa natao batisa ho amin'ny anarako ianareo.