1 Corinthians 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba efa nanao batisa ny ankohonan’i Stefanasy koa anefa aho; ankoatra ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataoko Batemy ihany koa ny fianakavian’i Stefanasy, fa tsy hitako izay nataoko Batemy afa-tsy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Hay koa moa nataoko batisa ny ankohonan’i Stefanasy; afa-tsy ireo, dia tsy misy hafa tsaroako ho nataoko batisa.)
Malagasy Bible 1865
Nefa mba efa nanao batisa ny ankohonan'i Stefanasy koa aho; afa-tsy ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba efa nanao batisa ny ankohonan’i Stefanasy koa anefa aho; ankoatra ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa.
malagasy
Nefa mba efa nanao batisa ny ankohonan'i Stefanasy koa aho; afa-tsy ireo dia tsy hitako izay nataoko batisa.