1 Corinthians 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy naniraka ahy hanao batisa Kristy fa hitory ny Filazantsara, tsy tamin’ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazofijalian’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny hanao Batemy no nanirahan’i Kristy ahy, fa ny hitory ny Evanjely. Tsy tamin’ny lahateny kanto anefa, fandrao foanan’izany ny Hazofijalian’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho manko tsy nirahin’i Kristy hanao batisa fa hitory ny Vaovao Mahafaly; ary tsy tamin’ny fahendren’olombelona asehon’ny lahateny kanto no nitoriako mba tsy ho foana ny herin’i Kristy voahombo teo amin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin'ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy naniraka ahy hanao batisa Kristy fa hitory ny Filazantsara, tsy tamin’ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazofijalian’i Kristy.
malagasy
Fa Kristy tsy naniraka ahy hanao batisa, fa hitory ny filazantsara, tsy tamin'ny teny fahendrena, fandrao ho foana ny hazo fijalian'i Kristy.