1 Corinthians 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny teny ny amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hadalana ny fampianarana ny amin’ny Hazofijaliana ho an’izay very, ary herin’Andriamanitra kosa izany amintsika voavonjy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny fitoriana momba an’i Kristy voahombo teo amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
Malagasy Bible 1865
Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny teny ny amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
malagasy
Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.