1 Corinthians 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voasoratra hoe: «Horavako ny fahendren’ny hendry ary holaviko ny fahalalan’ny mahalala» (Isa 29.14).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ny hendry; ary holaviko ny fahaizan’ny mahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no ambaran’ny Soratra Masina: «Hofoanako ny fahendren’ny hendry, holaviko ny fahaizan’ny mahay.»
Malagasy Bible 1865
Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren'ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala (Isa. 29. 14).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voasoratra hoe: «Horavako ny fahendren’ny hendry ary holaviko ny fahalalan’ny mahalala» (Isa 29.14).
malagasy
Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren'ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala (Isa. 29. 14).