1 Corinthians 1:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no mamangy ny fiangonan’Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin’i Kristy Jesosy, olona voaantso sady masina, mbamin’izay rehetra miantso ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin’ny tany rehetra, dia izay sady Tompon’ireny no Tompontsika koa:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamangy ny Eglizin’Andriamanitra any Kôrinty, dia ireo mpino nohamasinina ao amin’i Jesoa Kristy, olona voaantso sady masina, mbamin’izay rehetra miantso ny Anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika, na aiza na aiza misy azy:
Malagasy Bible 1865
mamangy ny fiangonan'Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin'i Kristy Jesosy, olona voantso sady masina, mbamin'izay rehetra miantso ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin'ny tany rehetra, dia azy sy antsika:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no mamangy ny fiangonan’Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin’i Kristy Jesosy, olona voaantso sady masina, mbamin’izay rehetra miantso ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin’ny tany rehetra, dia izay sady Tompon’ireny no Tompontsika koa:
malagasy