1 Corinthians 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanoradalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’izao tontolo izao? Tsy nampodin’Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren’izao tontolo izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitr’izao tontolo izao? Tsy nahariharin’Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren’izao tontolo izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza ny olon-kendry? Aiza ny mpahay lalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’ izao tontolo izao? Tsy efa nahariharin’Andriamanitra ho fahadalana ve ny fahendren’izao tontolo izao?
Malagasy Bible 1865
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanoradalàna*? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’izao tontolo izao? Tsy nampodin’Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren’izao tontolo izao?
malagasy
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao?