1 Corinthians 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria, na dia naseho aza ny fahendren’Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an’Andriamanitra, koa ny fahadalan’ny fitorian-teny no sitrak’Andriamanitra hamonjeny izay mino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa noho ny fahendren’Andriamanitra, dia tsy nahalala an’Andriamanitra ny fahendren’izao tontolo izao, ka dia ny hadalan’ny fitorian-teny no sitrak’Andriamanitra hamonjena an’izay mino.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fahendren’olombelona dia tsy nahalalan’izao tontolo izao an’Andriamanitra na dia teo amin’izay nihariharian’ny fahendren’Andriamanitra aza. Noho izany, dia sitrak’Andriamanitra ho tamin’ny alalan’ny hafatra miendrika fahadalana izay torînay no hamonjena ny olona izay mino.
Malagasy Bible 1865
Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria, na dia naseho aza ny fahendren’Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an’Andriamanitra, koa ny fahadalan’ny fitorian-teny no sitrak’Andriamanitra hamonjeny izay mino.
malagasy
Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy nahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino; [ Na: Fa noho ny fahendren'Andriamanitra]