1 Corinthians 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mila famantarana ny Jiosy, ary mitady fahendrena ny Grika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Jody mila famantarana; ny Jentily mitady fahendrena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mitaky famantarana avy amin’Andriamanitra ny Jiosy, ary ny Grika mitady fahendrena;
Malagasy Bible 1865
fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mila famantarana ny Jiosy*, ary mitady fahendrena ny Grika,
malagasy
fa ny Jiosy mila famantarana, ary ny jentilisa mitady fahendrena, [ Gr. Grika]