1 Corinthians 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izahay kosa dia mitory an’i Kristy voahombo tamin’ny hazofijaliana, dia fahatafintohinana amin’ny Jiosy ary fahadalana amin’ny Grika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izahay kosa mitory an’i Kristy voafantsika tamin’ny Hazofijaliana. Fanafintohinana amin’ny Jody izany, ary fahadalana amin’ny Jentily;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izahay kosa dia i Kristy voahombo teo amin’ny hazofijaliana no torînay: fanafintohinana ho an’ny Jiosy izany ary fahadalana ho an’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
fa izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin'ny Jiosy ary fahadalana amin'ny jentilisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izahay kosa dia mitory an’i Kristy* voahombo tamin’ny hazofijaliana, dia fahatafintohinana amin’ny Jiosy ary fahadalana amin’ny Grika,
malagasy
fa izahay kosa mitory an'i Kristy voahombo tamin'ny hazo fijaliana, dia fahatafintohinana amin'ny Jiosy ary fahadalana amin'ny jentilisa, [ Gr. Grika]