1 Corinthians 1:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’izay voaantso kosa, na Jiosy na Grika, dia Kristy izay herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Kristy herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra kosa amin’izay voaantso, na Jody na Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ho an’izay voaantson’Andriamanitra, na Jiosy na hafa firenena, dia i Kristy no herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
fa amin'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’izay voaantso kosa, na Jiosy na Grika, dia Kristy izay herin’Andriamanitra sy fahendren’Andriamanitra.
malagasy
fa amin'izay voantso kosa, na Jiosy na jentilisa, dia Kristy, Izay herin'Andriamanitra sy fahendren'Andriamanitra. [ Gr. Grika]