1 Corinthians 1:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahadalan’Andriamanitra dia hendry noho ny olona, ary ny fahalemen’Andriamanitra dia mahery noho ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izay toa fahadalàn’Andriamanitra dia hendry noho ny fahendren’ny olombelona, ary izay toa fahalemen’Andriamanitra dia mahery noho ny herin’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izay toa fahadalàn’Andriamanitra dia hendry noho ny fahendren’olombelona, ary izay toa fahalemen’Andriamanitra dia mahery noho ny herin’olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahadalan’Andriamanitra dia hendry noho ny olona, ary ny fahalemen’Andriamanitra dia mahery noho ny olona.
malagasy
Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona.