1 Corinthians 1:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy ny olon-kendry araka ny nofo, tsy firy ny olona mahery, tsy firy ny avo razana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo, ry kristianina havana, izato ianareo voaantso e: tsy firy no hendry araka ny nofo, tsy firy no mahery, tsy firy no avo razana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba mijere tena ange ianareo izay voaantson’Andriamanitra, ry havako: araka ny maha olombelona, dia tsy misy firy ianareo no olon-kendry, tsy misy firy no mahery, tsy misy firy no avo razana.
Malagasy Bible 1865
Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery, tsy firy no avo razana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy ny olon-kendry araka ny nofo, tsy firy ny olona mahery, tsy firy ny avo razana;
malagasy
Fa hevero ny fiantsoana anareo, ry rahalahy, fa tsy firy no olon-kendry araka ny nofo, tsy firy no olona mahery, tsy firy no avo razana;